NY EJA

NY EJA


Lasitra

Raha mirana ianao, mifaly ny ato anatiko
izay fahorianao, nanjary toa tsy tantiko
ny tebitebinao, nanindrona ny aiko
izay tsy tianao, nanjary tsy nilaiko !


raha misy mahazo anao, mifendro aho mitoloko
raha mitomany ianao, izaho mifokofoko
Dia lasitra iray, ilay fiainantsika roa
Na tsiky na tomany, niraisana avokoa.
[ Aggiungi un commento ] [ Nessun commento ]

# Postato giovedì 11 giugno 2009 06:19

Belle

Belle

# Postato lunedì 23 marzo 2009 11:38

Tout simplement belle

Tout simplement belle
Diso ve aho raha toa ka hampatsiahy anao indray ilay fitiavako anao!
Diso ve aho raha toa ka hametraka ato ampoko ny fitiavako anao!
Diso ve aho raha toa ka nanaiky ny ho olotianao!
Diso ve aho raha toa ka mba midongy ny ho tsaroanao!

Tsia


Tsy diso aho satria mahatsiaro ilay olotiana
Tsy diso aho satria mahatsiaro ho olotiana
Tsy diso aho satria nanaiky ny ho tiana
Tsy diso aho satria maniry ny tsy ho ariana!

RON

# Postato giovedì 12 febbraio 2009 07:48

Modificato domenica 15 febbraio 2009 15:47

.... mahaiza mankafy ary e!

.... mahaiza mankafy ary e!

# Postato giovedì 22 gennaio 2009 09:40

Ntsô!!! mahafinaritra e!

Ntsô!!! mahafinaritra e!

# Postato giovedì 22 gennaio 2009 09:35